<-
->

Amo / Am 9:5 And the Lord GOD of hosts is he that toucheth the land, and it shall melt, and all that dwell therein shall mourn: and it shall rise up wholly like a flood; and shall be drowned, as by the flood of Egypt. Ary Jehovah, Tompon' ny maro, no manendry ny tany, ka dia miempo izany, ka misaona ny mponina rehetra ao aminy; Ary dia hihatondraka tahaka an' i Neily avokoa Izany, ary hihena indray izy toy ny Neilin' i Egypta, Ny Tompo Iavehn' ny tafika mikasika ny tany ka miempo izy, ary misaona avokoa ny mponina eo aminy; misondrotra tahaka an' i Nila izy manontolo, ary mietry tahaka ny onin' i Ejipta, izy. Et le Seigneur Yahvé Sabaot... Il touche la terre et elle se dissout, et tous ses habitants sont en deuil; elle monte comme le Nil, tout entière, et puis retombe comme le Nil d'Égypte.