<-
->

Oba / Ab 1:11 In the day that thou stoodest on the other side, in the day that the strangers carried away captive his forces, and foreigners entered into his gates, and cast lots upon Jerusalem, even thou wast as one of them. Tamin' ilay andro namitsahanao teny am-pita, Tamin' ny andro namaboan' ny vahiny ny fananany, Sy nidiran' ny hafa firenena teo amin' ny vavahadiny, Ary nanaovany loka an' i Jerosalema, Dia mba toy ny anankiray tamin' ireny koa ianao. Tamin' ny andro nitsangananao nanandrify azy, tamin' ny andro nitondran' ny fahavalo ny miaramilany, sy nitsofohan' ny hafa firenena amin' ny vavahadiny, ka nanaovany loka an' i Jerosalema, dia toy ny iray tamin' ireny koa hianao. Quand tu te tenais à l'écart, le jour où des étrangers emmenaient ses richesses, où des barbares franchissaient sa porte et jetaient le sort sur Jérusalem, toi tu étais comme l' un d' eux !