<-
->

Oba / Ab 1:12 But thou shouldest not have looked on the day of thy brother in the day that he became a stranger; neither shouldest thou have rejoiced over the children of Judah in the day of their destruction; neither shouldest thou have spoken proudly in the day of distress. Aza finaritra mijery ny andron' ny rahalahinao amin' ny andro ahitany loza izay tsy misy toa izany; Ary aza mifaly ny amin' ny taranak' i Joda amin' ny andro andringanana azy; Ary aza manao teny miavonavona amin' ny andro fahoriana Aza faly mijery ny andron' ny rahalahinao, amin' ny andro idiran-doza aminy; aza mifaly amin' ny momba ny taranak' i Jodà, amin' ny andro andringanana azy; ary aza dia avoavo fiteny amin' ny andron' ny fahoriany. Ne te délecte pas à la vue de ton frère au jour de son malheur ! Ne fais pas des enfants de Juda le sujet de ta joie au jour de leur ruine ! Ne tiens pas des propos insolents au jour de l' angoisse !