<-
->

Oba / Ab 1:20 And the captivity of this host of the children of Israel shall possess that of the Canaanites, even unto Zarephath; and the captivity of Jerusalem, which is in Sepharad, shall possess the cities of the south. Ary ny babo amin' izao Zanak' Isiraely maro be izao hahalasa ny Kananita hatrany Zarefata, Ary ny babo tany Jerosalema, izay any Sefarada, dia hahalasa ny tanàna any amin' ny tany atsimo. Ireo lasan-ko babo tamin' ny tafiky ny zanak' Israely hahalasa ny tanin' ny Kananeana, hatrany Sareptà. Ary ireo lasan-ko babo tamin' i Jerosalema izay any Sefarada hanana ny tanàna any amin' ny Negeba. Les exilés de cette armée, les enfants d' Israël, posséderont la terre des Cananéens jusqu'à Sarepta, et les exilés de Jérusalem qui sont à Sepharad posséderont les villes du Négeb.