<- -> |
[King James Bible] Book of Jonah |
[Baiboly 1865] Jona |
[Baiboly Katolika] Jonasa |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jonas |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Jon 3:3 | So |
Dia nitsangana Jona ka nankany Ninive araka ny tenin' i Jehovah. Ary Ninive dia tanàna lehibe teo anatrehan' Andriamanitra, dia lalana hateloana. | Dia nitsangana Jonasa, ka nankany Niniva, araka ny tenin' ny Tompo. Ary Niniva dia tanàna lehibe teo anatrehan' Andriamanitra, fa làlan-kateloana. |