<-
->

Jon 3:6 For word came unto the king of Nineveh, and he arose from his throne, and he laid his robe from him, and covered him with sackcloth, and sat in ashes. Ary nony efa ren' ny mpanjakan' i Ninive izany, dia nitsangana niala tamin' ny seza fiandrianany izy, ka nanaisotra ny akanjom-boninahiny, dia nisarona lamba fisaonana sady nipetraka tamin' ny lavenona. Dia nampandrenesina izany ny mpanjaka, ka niala teo amin' ny seza fiandrianany, nanesotra ny kapaotiny, nirakotra lasaka, ary nipetraka teo amin' ny lavenona. La nouvelle parvint au roi de Ninive; il se leva de son trône, quitta son manteau, se couvrit d' un sac et s' assit sur la cendre.