<-
->

Jon 3:7 And he caused it to be proclaimed and published through Nineveh by the decree of the king and his nobles, saying, Let neither man nor beast, herd nor flock, taste any thing: let them not feed, nor drink water: Ary nasaina nantsoina sy nambara eran' i Ninive araka ny didin' ny mpanjaka sy ny mpanapaka hoe: Aza avela hisy hanendry hanina akory, na olona, na biby fiompy; dia ny ondry aman' osy sy ny omby; eny, aza avela hisy hihinana na hisotro rano akory ireo. Ary nantsoina tao Niniva sy nolazaina araka ny didin' ny mpanjaka sy ny mpanapaka amin' izao teny izao: Aza misy manandrana zavatra akory na miraotra sy misotro rano, na olona na biby, na omby aman' ondry; Puis l' on cria dans Ninive, et l' on fit, par décret du roi et des grands, cette proclamation : " Hommes et bêtes, gros et petit bétail ne goûteront rien, ne mangeront pas et ne boiront pas d' eau.