<-
->

Nom / Fan 10:35 And it came to pass, when the ark set forward, that Moses said, Rise up, Lord, and let thine enemies be scattered; and let them that hate thee flee before thee. Ary raha niainga ny fiara, dia hoy Mosesy: Mitsangàna, Jehovah ô, ka aoka hiely ny fahavalonao; ary aoka handositra ny tavanao izay mankahala Anao. Nony niainga ny fiara, dia hoy Moizy: Mitsangàna, ry Iaveh, ka aoka hihahaka ny fahavalonao, aoka handositra ny tavanao izay mankahala anao. Quand l' arche partait, Moïse disait :" Lève-toi, Yahvé, que tes ennemis se dispersent, que ceux qui te haïssent fuient devant toi ! "