<-
->

Nom / Fan 10:8 And the sons of Aaron, the priests, shall blow with the trumpets; and they shall be to you for an ordinance for ever throughout your generations. Ary ireo mpisorona, zanak' i Arona, no hitsoka ny trompetra; dia ho lalàna mandrakizay ho anareo hatramin' ny taranakareo fara mandimby izany. Ireo mpisorona zanak' i Aarona, no hitsoka ny trompetra; lalàna ho anareo sy ny taranakareo hatrany hatrany izany. Ce sont les fils d' Aaron, les prêtres, qui sonneront des trompettes ; c' est pour vous et pour vos descendants un décret perpétuel.