<-
->

Nom / Fan 13:16 These are the names of the men which Moses sent to spy out the land. And Moses called Oshea the son of Nun Jehoshua. Ireo no anaran' ny lehilahy izay nirahin' i Mosesy hisafo ny tany. Ary Hosea, zanak' i Nona, dia nataon' i Mosesy hoe Josoa. Ireo no anaran' ny lehilahy nirahin' i Moizy hisafo ny tany. Ozea, zanak' i Nòna dia nomen' i Moizy anarana hoe Josoe. Tels sont les noms des hommes que Moïse envoya reconnaître le pays. Puis Moïse donna à Hoshéa, fils de Nûn, le nom de Josué.