<-
->

Nom / Fan 13:24 The place was called the brook Eshcol, because of the cluster of grapes which the children of Israel cut down from thence. Ary izany tany izany dia nataony hoe Lohasaha Eskola, noho ny sampahom-boaloboka izay notapahin' ny Zanak' Isiraely teo. Noho ny sampahom-boaloboka notapahan' ny zanak' Israely teo, dia nomena anarana hoe Lohasahan' Eskola io fitoerana io. On appela ce lieu val d' Eshkol, à cause de la grappe qu' y avaient coupée les Israélites.