<-
->

Nom / Fan 15:23 Even all that the Lord hath commanded you by the hand of Moses, from the day that the Lord commanded Moses, and henceforward among your generations; dia izay rehetra nasain' i Jehovah nandidian' i Mosesy anareo, hatramin' ny andro izay nanaovan' i Jehovah izany didy izany ka hatramin' ny taranakareo fara mandimby, dia izay rehetra nandidian' ny Tompo anareo tamin' ny alàlan' i Moizy, hatramin' ny andro namoahan' ny Tompo ny didy ka hatrany amin' ny taranaka mandimby anareo, tout ce que Yahvé vous a ordonné par l' intermédiaire de Moïse, depuis le jour où il a ordonné tout cela, et pour vos générations ,