<-
->

Nom / Fan 15:25 And the priest shall make an atonement for all the congregation of the children of Israel, and it shall be forgiven them; for it is ignorance: and they shall bring their offering, a sacrifice made by fire unto the Lord, and their sin offering before the Lord, for their ignorance: Ary ny mpisorona dia hanao fanavotana ho an' ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, ka dia havela ny helony, satria natao tsy nahy izany; ary hitondra ny fanatiny izy, dia fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah, ary ny fanatiny noho ny ota, eo anatrehan' i Jehovah, noho ny ota tsy nahy nataony. Dia hanao ny fanonerana ho an' ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra ny mpisorona, ka havela ny helony, satria ota vita tsy nahy izany sady efa nanolotra ny fanatiny izy, dia ny sorona atao amin' ny afo ho an' ny Tompo sy ny sorona noho ny ota, eo anatrehan' ny Tompo, noho ny ota nataony tsy nahy. Le prêtre fera le rite d' expiation sur toute la communauté des Israélites, et il leur sera pardonné, puisque c' est une inadvertance. Quand ils auront apporté leur offrande, en mets consumé pour Yahvé, et présenté devant Yahvé leur sacrifice pour le péché, pour réparer leur inadvertance,