<-
->

Nom / Fan 15:40 That ye may remember, and do all my commandments, and be holy unto your God. mba hotsarovanareo sy hankatoavinareo ny didiko rehetra, ka dia ho masina ho an' Andriamanitrareo ianareo. Hahatsiaro ny didiko rehetra hianareo amin' izany, ary hanaraka azy, ka ho masina ho an' Andriamanitrareo izay namoaka anareo tany amin' ny tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo. Ainsi vous vous rappellerez tous mes commandements, vous les mettrez en pratique, et vous serez des consacrés pour votre Dieu.