<-
->

Nom / Fan 16:15 And Moses was very wroth, and said unto the Lord, Respect not thou their offering: I have not taken one ass from them, neither have I hurt one of them. Dia tezitra indrindra Mosesy ka nanao tamin' i Jehovah hoe: Aza mijery ny fanatiny akory Hianao; tsy naka na dia boriky iray akory aza taminy aho, ary tsy nanisy ratsy na dia tamin' ny anankiray aminy akory aza. Tezitra indrindra Moizy, ka hoy izy tamin' ny Tompo: Aza asianao raharaha akory izay fanatitr' ireo, fa tsy mba naka tamin' ireo aho, na dia ampondra iray aza, ary tsy nisy nasiako ratsy ireo na dia iray aza. Moïse entra dans une violente colère, et il dit à Yahvé : " Ne prends pas garde à leur oblation. Je ne leur ai pas pris un âne, et je n' ai fait de tort à aucun d' eux.