<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 16:17 | And take every man his censer, and put incense in them, and bring ye before the |
Ary samia maka ny fitondrana fony avy ianareo rehetra, ka asio ditin-kazo manitra eo anatiny, ary samia mitondra ny fitondran' afony avy ianareo rehetra ho eo anatrehan' i Jehovah, dia fitondran' afo dimam-polo amby roan-jato; dia ianao sy Arona samy hitondra ny fitondran' afony avy. | Samia maka ny fanembohanareo hianareo; ka asio zava-manitra, ary samia mitrondra ny fanembohanareo ho eo anatrehan' ny Tompo dia ho fanembohana dimampolo sy roan-jato izany; ary hianao sy Aarona koa dia samy hitondra ny fanembohanareo. | Que chacun prenne son encensoir, y mette de l' encens, et que chacun apporte son encensoir devant |