<-
->

Nom / Fan 16:18 And they took every man his censer, and put fire in them, and laid incense thereon, and stood in the door of the tabernacle of the congregation with Moses and Aaron. Ary samy naka ny fitondran' afony avy izy rehetra ka nanisy afo teo anatiny, dia nanisy ditin-kazo manitra teo anatiny; ary nijanona teo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana izy mbamin' i Mosesy sy Arona. Dia samy naka ny fanembohany avy izy rehetra, ka nasiany afo tao anatiny, sy norarahany zava-manitra koa; dia nijanona teo am-baravaran' ny trano lay fihaonana izy, mbamin' i Moizy sy Aarona. Chacun prit son encensoir, y mit du feu et déposa de l' encens par-dessus. Puis ils se tinrent à l' entrée de la Tente du Rendez-vous, ainsi que Moïse et Aaron.