<-
->

Nom / Fan 16:2 And they rose up before Moses, with certain of the children of Israel, two hundred and fifty princes of the assembly, famous in the congregation, men of renown: ka nitsangana teo anatrehan' i Mosesy izy ireo sy ny Zanak' Isiraely dimam-polo amby roan-jato, izay samy lohan' ny fiangonana avokoa, dia olona voafidin' ny fiangonana sady nanan-daza; ary nikomy teo anatrehan' i Moizy izy ireo, dia lehilahy dimam-polo sy roan-jato amin' ny zanak' Israely, filohan' ny fiangonana, sy voafidy hanatrika ny fivorian' ny mpanolo-tsaina ary olona manan-daza. ils se dressèrent contre Moïse, ainsi que deux cent cinquante des Israélites, princes de la communauté, considérés dans les solennités, hommes de renom.