<-
->

Nom / Fan 16:27 So they gat up from the tabernacle of Korah, Dathan, and Abiram, on every side: and Dathan and Abiram came out, and stood in the door of their tents, and their wives, and their sons, and their little children. Dia nihataka ny olona mba tsy ho eo akaikin' ny lain' i Kora sy Datana ary Abìrama; ary Datana sy Abìrama nivoaka ka nijanona teo anoloan' ny varavaran' ny lainy mbamin' ny vadiny sy ny zananilahy ary ny zanany madinika. Nihatahan' ny olona ny manodidina ny fonenan' i Kore sy Datàna ary Abirona. Dia nivoaka Datàna sy Abirona, ary nitoetra teo am-baravaran' ny lainy, miaraka amin' ny vady aman-janany, ary ny zafiny. Ils s'écartèrent des alentours de la maison de Coré. Datân et Abiram étaient sortis et se trouvaient à l' entrée de leurs tentes, avec leurs femmes, leurs fils et leurs jeunes enfants.