<-
->

Nom / Fan 16:32 And the earth opened her mouth, and swallowed them up, and their houses, and all the men that appertained unto Korah, and all their goods. eny, nisokatra ny tany ka nitelina azy sy ny ankohonany mbamin' ny olona rehetra izay an' i Kora ary ny fananany rehetra. nanoka-bava ny tany, ka nitelina azy ireo, dia izy mbamin' ny finakaviany ary ny ankohonan' i Kore rehetra sy ny fananany rehetra. la terre ouvrit sa bouche et les engloutit, eux et leurs familles, ainsi que tous les hommes de Coré et tous ses biens.