<-
->

Nom / Fan 17:11 And Moses did so: as the Lord commanded him, so did he. Ary hoy Mosesy tamin' i Arona: Alao ny fitondran' afo, ka asio afo avy eo ambonin' ny alitara izy, dia asio ditin-kazo manitra, ka ento faingana eo amin' ny fiangonana, ka manaova fanavotana ho azy; fa efa mivoaka avy tamin' i Jehovah ny fahatezerana, ary efa miantomboka ny areti-mandringana. Ary hoy Moizy tamin' i Aarona: Alao ny fanembohana ary asio afo avy eo ambonin' ny otely, asio zava-manitra, ka mandehana faingana ho eo amin' ny fiangonana, dia manaova ny fanonerana ho azy ireo, fa efa nivoaka avy eo anatrehan' ny Tompo ny fahatezerana, ary efa manomboka ny loza. Puis Moïse dit à Aaron : " Prends l' encensoir, mets-y du feu pris sur l' autel, dépose dessus l' encens et hâte-toi d' aller près de la communauté pour faire sur elle le rite d' expiation. Car la Colère est sortie de devant Yahvé : la Plaie a commencé. "