<-
->

Nom / Fan 17:12 And the children of Israel spake unto Moses, saying, Behold, we die, we perish, we all perish. Dia nalain' i Arona izany, araka izay nandidian' i Mosesy, ka nihazakazaka ho eo afovoan' ny fiangonana izy; ary, indro, efa niantomboka teo amin' ny olona ny areti-mandringana; ary nandoro ny ditin-kazo manitra teo izy ka nanao fanavotana ho an' ny olona. Nalain' i Aarona araka ny voalazan' i Moizy ny fanembohana, ka nihazakazaka nankeo afovoan' ny fiangonana izy; ary indro, efa nanomboka ny loza eo amin' ny vahoaka. Dia nasiany zava-manitra ny fanembohana, ka nataony ny fanonerana ho an' ny vahoaka. Aaron le prit, comme avait dit Moïse, et courut au milieu de l' assemblée ; mais la Plaie avait déjà commencé parmi le peuple. Il mit l' encens et fit le rite d' expiation sur le peuple.