<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 17:3 | And thou shalt write |
ary ny fitondran' afon' ireo mpanota nanimba tena ireo dia aoka hatao takelaka manify hapetaka amin' ny alitara; fa nateriny teo anatrehan' i Jehovah ireny ka masina; ary ho famantarana ho an' ny Zanak' Isiraely ireny. | Aoka ny fanembohan' ireo olona nanota nihatra amin' ny ainy ireo hofisahina ho takelaka manify mba handrakofana ny otely, fa efa naterina teo anatrehan' ny Tompo ireny, ka tonga zava-masina; dia ho famantarana ho an' ny zanak' Israely izany. | car ces encensoirs de péché sont sanctifiés, au prix de la vie de ces hommes. Puisqu' on les a apportés devant |