<-
->

Nom / Fan 2:3 And on the east side toward the rising of the sun shall they of the standard of the camp of Judah pitch throughout their armies: and Nahshon the son of Amminadab shall be captain of the children of Judah. Ary ny hitoby eo amin' ny lafiny atsinanana, tandrifin' ny fiposahan' ny masoandro, dia izay momba ny fanevan' ny tobin' i Joda, araka ny antokony; ary ny lohan' ny taranak' i Joda dia Nasona, zanak' i Aminadaba; Ny fanevan' ny tobin' i Jodà no hiorin-dasy eo anoloany eo amin' ny lafiny atsinanana mbamin' ny antokony avy. Ny filohan' ny taranak' i Jodà dia Nahasona zanak' i Aminadaba Ceux qui camperont à l' est :A l' orient, l'étendard du camp de Juda, selon leurs unités. Prince des fils de Juda : Nahshôn, fils d' Amminadab.