<-
->

Nom / Fan 20:10 And Moses and Aaron gathered the congregation together before the rock, and he said unto them, Hear now, ye rebels; must we fetch you water out of this rock? Dia novorin' i Mosesy sy Arona teo anoloan' ny vatolampy ny fiangonana; ka dia hoy izy: Mihainoa, ry mpiodina: Moa amin' ity vatolampy ity va no hampivoahanay rano ho anareo? Manaraka izany novorin' i Moizy sy Aarona teo anoloan' ny vatolampy ny fiangonana, ka hoy Moizy tamin' izy ireo: Mihainoa, ry mpiodina: hampivoaka rano ho anareo amin' ity vatolampy ity va izahay? Moïse et Aaron convoquèrent l' assemblée devant le rocher, puis il leur dit : " Écoutez donc, rebelles. Ferons-nous jaillir pour vous de l' eau de ce rocher ? "