<-
->

Nom / Fan 20:8 Take the rod, and gather thou the assembly together, thou, and Aaron thy brother, and speak ye unto the rock before their eyes; and it shall give forth his water, and thou shalt bring forth to them water out of the rock: so thou shalt give the congregation and their beasts drink. Alao ny tehina, ka vorionao sy Arona rahalahinao ny fiangonana, ary mitenena amin' ny vatolampy eo imasony, dia hampiboiboika ny ranony izy; ary hampivoaka rano ho an' ny olona avy amin' ny vatolampy ianao, ka dia hampisotroinao ny fiangonana sy ny biby fiompiny. Alao ny tehina, ka vorionao sy Aarona, rahalahinao, ny fiangonana. Eo anatrehan' izy ireo hianareo, dia hiteny amin' ny vatolampy, mba hampiboiboika ny ranony izy, ka dia hampivoaka rano avy amin' ny vatolampy ho azy ireo hianao, ary hampisotroinao ny fiangonana sy ny biby fiompiny. " Prends le rameau et rassemble la communauté, toi et ton frère Aaron. Puis, sous leurs yeux, dites à ce rocher qu' il donne ses eaux. Tu feras jaillir pour eux de l' eau de ce rocher et tu feras boire la communauté et son bétail. "