<-
->

Nom / Fan 22:1 And the children of Israel set forward, and pitched in the plains of Moab on this side Jordan by Jericho. Ary ny Zanak' Isiraely nifindra nitoby tao Arbota-moaba, tany an-dafin' i Jordana tandrifin' i Jeriko. Dia nandroso ny zanak' Israely ka nitoby teo amin' ny lohasahan' i Moaba, tandrifin' i Jerikao. Puis les Israélites partirent, et s' en allèrent camper dans les Steppes de Moab, au-delà du Jourdain, vers Jéricho.