<-
->

Nom / Fan 22:5 He sent messengers therefore unto Balaam the son of Beor to Pethor, which is by the river of the land of the children of his people, to call him, saying, Behold, there is a people come out from Egypt: behold, they cover the face of the earth, and they abide over against me: Dia naniraka olona izy ho any amin' i Balama, zanak' i Beora, any Petora, izay eo amoron' ny Ony, dia eo amin' ny tanin' ny fireneny, mba hampaka azy, ka nanao hoe: Indro, misy firenena nivoaka avy tany Egypta; ary indro, mandrakotra ny tany rehetra izy ka mitoby tandrifiko; Ka naniraka olona izy ho any amin' i Balaama, zanak' i Beora, any Petora, izay eo amoron' ny ony, eo amin' ny tanin' ny zanaky ny vahoakany, mba hiantso azy sy hanao aminy hoe: Indro misy vahoaka nivoaka avy any Ejipta, rakotra azy ny tany, ary tandrify ahy no itobiany. Il envoya des messagers mander Balaam, fils de Béor, à Pétor, sur le Fleuve, au pays des fils d' Ammav. Il lui disait : " Voici que le peuple qui est sorti d'Égypte a couvert tout le pays ; il s' est établi en face de moi.