<-
->

Nom / Fan 23:23 Surely there is no enchantment against Jacob, neither is there any divination against Israel: according to this time it shall be said of Jacob and of Israel, What hath God wrought! Fa tsy misy fisikidianana eo amin' i Jakoba, ary tsy misy fankatovana eo amin' Isiraely. Fa amin' ny fotoana no hilazana amin' i Jakoba sy Isiraely izay efa nataon' i Jehovah. Noho ny tsy fisian' ny fanandroana eo amin' i Jakoba, Sy ny tsy fisian' ny sikidy eo amin' Israely, Dia holazaina amin' i Jakoba sy Israely amin' ny fotoana mety Izay tian' Andriamanitra hotanterahina. Car il n' y a pas de présage contre Jacob ni d' augure contre Israël. Alors même que l' on dit à Jacob et à Israël : "Que fait donc Dieu ?"