<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 24:1 | And when |
Ary rehefa hitan' i Balama fa sitrak' i Jehovah ny hitahy ny Isiraely, dia tsy nandeha tahaka ny teo hanao sikidy intsony izy, fa nitodika nanatrika ny efitra fotsiny. | Hitan' i Balaama fa ny hitso-drano an' Israely no sitra' Iaveh ka tsy nandeha hizaha famantarana avy amin' ny fanandroana toy ny teo intsony izy, fa natodiny ny tavany hanatrika ny efitra. |