<-
->

Nom / Fan 25:7 And when Phinehas, the son of Eleazar, the son of Aaron the priest, saw it, he rose up from among the congregation, and took a javelin in his hand; Ary raha nahita izany Finehasa, zanak' i Eleazara, zanak' i Arona mpisorona, dia nitsangana niala teo amin' ny fiangonana izy ka nitondra lefona teny an-tànany; Vao nahita izany Finea, zanak' i Eleazara, zanak' i Aarona mpisorona, dia nitsangana avy teo afovoan' ny fiangonana; nitondra lefona teny an-tànany, A cette vue, Pinhas, fils d'Éléazar, fils d' Aaron, le prêtre, se leva du milieu de la communauté, saisit une lance,