<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 26:2 | Take the sum of all the congregation of the children of |
Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy, dia izay rehetra amin' ny Isiraely azo halefa hanafika. | Alao isa ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra, hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny fokom-pianakaviany avy, dia ny lehilahy rehetra mahatam-piadiana amin' Israely. | " Faites le recensement de toute la communauté des |