<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 26:33 | And |
Ary Zelofada, zanak' i Hefera, tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany; ary ny anaran' ny zanakavavin' i Zelofada dia Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza. | Salfaada, zanak' i Hefera tsy nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany; ka ireto no anaran' ny zanakavavin' i Salfaada: Maalà, Noà, Heglà, Melkà ary Tersà. |