<-
->

Nom / Fan 26:65 For the Lord had said of them, They shall surely die in the wilderness. And there was not left a man of them, save Caleb the son of Jephunneh, and Joshua the son of Nun. Fa Jehovah efa nilaza azy hoe: Ho faty any an-efitra tokoa ireo. Koa dia tsy nisy olona sisa tamin' ireny afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone, sy Josoa, zanak' i Nona, ihany. Fa ireny efa nilazan' ny Tompo hoe: Ho faty any an' efitra; ka tsy nisy sisa intsony tamin' ireny, afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefona, sy Josoe zanak' i Nòna. car Yahvé le leur avait dit : ceux-ci mourraient dans le désert et il n' en resterait aucun, à l' exception de Caleb, fils de Yephunné, et de Josué, fils de Nûn.