<-
->

Nom / Fan 27:11 And if his father have no brethren, then ye shall give his inheritance unto his kinsman that is next to him of his family, and he shall possess it: and it shall be unto the children of Israel a statute of judgment, as the Lord commanded Moses. Ary raha tsy manan-drahalahy ny rainy, dia ny havany akaiky azy amin' ny fokony no homenareo ny zara-taniny, ka izy no handova azy: ho lalàna hitondrana ny Zanak' Isiraely izany araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Ary raha tsy manan-drahalahin-dray izy, dia izay havany akaiky indrindra ao amin' ny fokony no homenareo ny lovany, ka dia izay no tompony. Ho lalàna mametra ny rariny ho an' ny zanak' Israely izany, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Si son père n' a pas de frères, vous donnerez son héritage à celui de son clan qui est son plus proche parent : il en prendra possession. Ce sera là pour les Israélites une règle de droit, comme Yahvé l' a ordonné à Moïse.