<-
->

Nom / Fan 27:2 And they stood before Moses, and before Eleazar the priest, and before the princes and all the congregation, by the door of the tabernacle of the congregation, saying, dia nitsangana teo anatrehan' i Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny lohan' ny fiangonana sy ny fiangonana rehetra, teo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana izy ka nanao hoe: Teo anatrehan' i Moizy sy Eleazara mpisorona, ary ny lohan' ny fiangonana rehetra izy ireo; teo am-baravaran' ny trano lay fihaonana, ka nanao hoe: Elles se présentèrent devant Moïse, devant Éléazar le prêtre, devant les princes et toute la communauté, à l' entrée de la Tente du Rendez-vous et elles dirent :