<-
->

Nom / Fan 27:20 And thou shalt put some of thine honour upon him, that all the congregation of the children of Israel may be obedient. Dia anomezo azy ny voninahitrao, mba hihainoan' ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra azy. Ametraho anjara amin' ny fahefanao izy, mba haneken' ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra azy. et lui transmettre une part de ta dignité, afin que toute la communauté des Israélites lui obéisse.