<-
->

Nom / Fan 27:21 And he shall stand before Eleazar the priest, who shall ask counsel for him after the judgment of Urim before the Lord: at his word shall they go out, and at his word they shall come in, both he, and all the children of Israel with him, even all the congregation. Ary Josoa hijanona eo anatrehan' i Eleazara mpisorona, izay hanadina amin' ny fitsaran' i Orima eo anatrehan' i Jehovah ho azy; araka ny teniny no hivoahany, ary araka ny teniny no hidirany, dia izy sy ny Zanak' Isiraely rehetra, dia ny fiangonana rehetra. Izy hankeo anatrehan' i Eleazara mpisorona izay hanadina amin' ny fitsaran' ny Orima ho azy, eo anatrehan' ny Tompo, ka araka ny teniny no hivoahan' i Josoe, araka ny teniny no hidirany, dia Josoe, ny zanak' Israely rehetra miaraka aminy, ary ny fiangonana rehetra. Il se tiendra devant Éléazar le prêtre, qui consultera pour lui selon le rite de l' Urim, devant Yahvé. C' est sur son ordre que sortiront et rentreront avec lui tous les Israélites, toute la communauté. "