<-
->

Nom / Fan 27:3 Our father died in the wilderness, and he was not in the company of them that gathered themselves together against the Lord in the company of Korah; but died in his own sin, and had no sons. Ny rainay dia maty tany an-efitra, kanefa tsy mba isan' ny antokon' i Kora izay niangona hiodina tamin' i Jehovah tsy akory; fa matin' ny fahotany ihany izy, nefa tsy nanan-janakalahy. Maty tany an' efitra ny rainay; izy tsy mba anatin' ilay antokony, izay niray tetika hiodina amin' ny Tompo, dia ny antokon' i Kore, fa maty noho ny fahotany izy, ary tsy mba nanan-janaka lahy izy. " Notre père est mort dans le désert. Il n'était pas du parti qui se forma contre Yahvé, du parti de Coré ; c' est pour son propre péché qu' il est mort sans avoir eu de fils.