<-
->

Nom / Fan 3:12 And I, behold, I have taken the Levites from among the children of Israel instead of all the firstborn that openeth the matrix among the children of Israel: therefore the Levites shall be mine; Indro, Izaho efa naka ny Levita avy tamin' ny Zanak' Isiraely ho solon' ny lahimatoa rehetra izay voalohan-teraka eo amin' ny Zanak' Isiraely: dia Ahy ny Levita, Indro efa nalaiko ho ahy eo afovoan' ny zanak' Israely, ny Levita, ho solon' ny lahimatoa izay voalohan-teraky ny reniny ao amin' ny zanak' Israely, ka dia ahy ny Levita; " Vois. Moi, j' ai choisi les Lévites au milieu des Israélites, à la place de tous les premiers-nés, de ceux qui chez les Israélites ouvrent le sein maternel ; ces Lévites sont donc à moi.