<-
->

Nom / Fan 3:51 And Moses gave the money of them that were redeemed unto Aaron and to his sons, according to the word of the Lord, as the Lord commanded Moses. dia nomen' i Mosesy an' i Arona sy ny zanany izany vola avotra izany, araka ny tenin' i Jehovah, dia araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Nomen' i Moizy an' i Aarona sy ny zanany izany vola avy amin' ny fanavotana izany, araka ny tenin' ny Tompo, dia araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Moïse versa l' argent de cette rançon à Aaron et à ses fils, sur l' ordre de Yahvé, comme Yahvé l' avait commandé à Moïse.