<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 32:13 | And the |
Dia nirehitra tamin' ny Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah, ka nampirenireny azy tany an-efitra efa-polo taona Izy mandra-pahalany ritra ny taranaka rehetra izay nanao ratsy teo imason' i Jehovah. | Nirehitra tamin' Israely ny fahatezeran' ny Tompo ka nataony nirenireny tany an' efitra izy ireo mandritra ny efapolo taona mandra-pahalany ritra ny taranaka rehetra izay nanao ratsy teo imason' ny Tompo. | La colère de |