<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 32:17 | But we ourselves will go ready armed before the children of |
fa ny tenanay dia hiomana faingana handroso eo alohan' ny Zanak' Isiraely mandra-pitondranay azy ho any amin' ny taniny; ary ny zanakay madinika dia hitoetra amin' ny tanàna mimanda noho ny mponina amin' ny tany. | fa ny tenanay kosa dia hivonon-kiady faingana handroso eo alohan' ny zanak' Israely, mandra-pampiditray azy any amin' ny tany izay tsy maintsy hitoerany; fa ny zanakay no hitoetra amin' ny tanàna mimanda, noho ny amin' ny mponina amin' ny tany. | Mais nous-mêmes, nous prendrons les armes à la tête des |