<-
->

Nom / Fan 33:2 And Moses wrote their goings out according to their journeys by the commandment of the Lord: and these are their journeys according to their goings out. Dia nosoratan' i Mosesy ny nialany araka ny nandehanany, araka ny didin' i Jehovah; ary izao no nandehanany araka ny nialany: Nalatsak' i Moizy an-tsoratra ny toerana niaingany araka ny nitobiany manaraka ny didin' ny Tompo, ka izao avy no nitobiany araka ny niaingany. Moïse consignait par écrit leurs points de départ quand ils partaient sur l' ordre de Yahvé. Voici leurs étapes par points de départ.