<-
->

Nom / Fan 33:38 And Aaron the priest went up into mount Hor at the commandment of the Lord, and died there, in the fortieth year after the children of Israel were come out of the land of Egypt, in the first day of the fifth month. Ary Arona mpisorona niakatra tao an-tendrombohitra Hora, araka ny didin' i Jehovah, dia maty tao izy tamin' ny fahefa-polo taona taorian' ny nivoahan' ny Zanak' Isiraely avy tany amin' ny tany Egypta, tamin' ny andro voalohany tamin' ny volana fahadimy. Niakatra tao an-tendrombohitra Hora Aarona mpisorona araka ny didin' ny Tompo, dia maty tao izy tamin' ny taona fahefapolo taorian' ny nivoahan' ny zanak' Israely tany amin' ny tany Ejipta, volana fahadimy, andro voalohan' ny volana. Aaron, le prêtre, monta à Hor-la-Montagne sur l' ordre de Yahvé et c' est là qu' il mourut, dans la quarantième année de l' exode des Israélites hors du pays d'Égypte, au cinquième mois, le premier du mois.