<-
->

Nom / Fan 33:49 And they pitched by Jordan, from Bethjesimoth even unto Abelshittim in the plains of Moab. Ary nitoby teo amoron' i Jordana izy hatrany Betijesimota ka hatrany Abela-sitima, tao Arbota-moaba. Ny moron' i Jordany nitobiany, dia hatreo Betsimota, ka hatrany Abela-Setima amin' ny tany leman' i Moaba. Ils campèrent près du Jourdain entre Bet-ha-Yeshimot et Abel-ha-Shittim, dans les Steppes de Moab.