<-
->

Nom / Fan 34:13 And Moses commanded the children of Israel, saying, This is the land which ye shall inherit by lot, which the Lord commanded to give unto the nine tribes, and to the half tribe: Ary Mosesy nandidy ny Zanak' Isiraely ka nanao hoe: Izany no tany izay hozarainareo araka ny filokana, dia izay andidian' i Jehovah homena ny firenena sivy sy sasany; Izao no nandidian' i Moizy ny zanak' Israely nataony hoe: Izany no tany hozarainareo amin' ny filokana sy nodidian' ny Tompo homena ny foko sivy sy ny antsasa-poko. Moïse ordonna alors ceci aux Israélites :" Voici le pays que vous vous partagerez par le sort, et que Yahvé a prescrit de donner aux neuf tribus et à la demi-tribu.