<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 36:1 | And the chief fathers of the families of the children of |
Dia nanatona ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny fokon' ny taranak' i Gileada, zanak' i Makira, zanak' i Manase, avy tamin' ny fokon' ny taranak' i Josefa, ka niteny teo anatrehan' i Mosesy sy ny lehibe, lohan' ny fianakaviana tamin' ny Zanak' Isiraely, ka nanao hoe: | Nanatona niteny teo anatrehan' i Moizy sy teo anatrehan' ny lehibe, lohan' ny fokom-pianakavian' ny zanak' Israely, ny loham-pianakavian' i Galaada, zanak' i Makira, zanak' i Manase, zanak' i Josefa. Hoy izy ireo hoe: | Les chefs de famille du clan des fils de |