<-
->

Nom / Fan 36:12 And they were married into the families of the sons of Manasseh the son of Joseph, and their inheritance remained in the tribe of the family of their father. Izay avy tamin' ny fokon' ny taranak' i Manase, zanak' i Josefa, no novadin' ireo, ka dia nitoetra teo amin' ny firenen' ny mpianakavin' ny rainy ihany ny zara-taniny. nanambady teo amin' ny fianakavian' ny zanak' i Manase, zanak' i Josefa izy ireo ka dia nipetraka tamin' ny fokom-pianakavian-drainy ny lovany. Comme elles s'étaient mariées dans des clans des fils de Manassé, fils de Joseph, c' est à la tribu du clan de leur père que revint leur part.