<-
->

Nom / Fan 36:13 These are the commandments and the judgments, which the Lord commanded by the hand of Moses unto the children of Israel in the plains of Moab by Jordan near Jericho. Ireo no didy sy fitsipika izay nandidian' i Jehovah ka nampitondrainy an' i Mosesy ho amin' ny Zanak' Isiraely teo Arbota-moaba, teo amoron' i Jordana tandrifin' i Jeriko. Ireo no didy aman-dalàna nomen' ny Tompo ny zanak' Israely tamin' ny alàlan' i Moizy, teo an-tany lemak' i Moaba, amoron' i Jordany, tandrifin' i Jerikao. Tels sont les commandements et les lois que Yahvé prescrivit aux Israélites, par l' intermédiaire de Moïse, dans les Steppes de Moab, près du Jourdain, vers Jéricho.